Wn/mg/Frantsa : mpiavy roa alina ihany mahazo miditra

From Wikimedia Incubator
< Wn‎ | mg
Wn > mg > Frantsa : mpiavy roa alina ihany mahazo miditra

Paris -- Tamin'ny herinandro farany teo, nilaza ny hametra ny fiaviana ara-dalàna ny ministeran'ny raharaha anaty ; taorian'ny adihevitra mafana mahakasika ny fahlaikàna. Anefa tamin'ny Sarkozy lany ho filoha, ny fiaviana tsy ara-dalàna ihany no tokon ho ferana. Manomboka mitodika any amin'ny Front National (antoko tia tanindrazana frantsay) avokoa ny mpifidy noho izy ireo tsy faly amin'izay zava-bitan'ny antoko politika hafa.