Talk:Wy/mg/Fandraisana

From Wikimedia Incubator

Ato ianareo rehetra izay maniry ny hijery ny momba izao tontolo izao indrindra ny mba hanamafisana ny fifandraisana sy hampisehoana ireo lalana sy toerana mahafinaritra mahasintona mpizahatany malagasy na vahiny amin'ny teny maro samihafa Ny voalohany omanina amin'izao fotoana izao dia ny teny ; Frantsay Anglisy Alemand Italiana Espagnol Portugais Russiana Néerlandais Mandarin Japoney Norvegiana Suédois Tchèque Poloney