Jump to content

Wq/mg/Bodoharisoa Razafindrazaka

From Wikimedia Incubator
< Wq | mg
Wq > mg > Bodoharisoa Razafindrazaka
Bodoharisoa Razafindrazaka

Bodoharisoa Razafindrazaka, fantatra kokoa amin'ny anaran-tsehatra hoe Bodo, dia mpihira sady mpamoron-kira Malagasy teraka tamin'ny 21 Jolay 1966. Nanomboka nihira voalohany tamin'ny taona 1986 izy nandritra ny fandraisany anjara tamin'ny fifaninanan-kira tamin'ny radio izay nahazoany ny laharana fahatelo. Avy eo dia nanao ny fampisehoana an-tsehatra voalohany izy tamin'ny taona 1989, niaraka tamin'i Solo sy Hery avy amin'ny tarika Njila.

Tsonga

[edit | edit source]