Jump to content

Wq/mg

From Wikimedia Incubator
< Wq
Wq > mg

Tonga Soa

[edit | edit source]

Tonga soa eto amin'ity ketrika Wikiquote sampan'ny Wikipédia fiteny malagasy ity. Raha adika kapo-batana ny incubator [fr] dia fikotrehana, toy ny akoho mikotrika atody; fa raha sainina amin'ny fomba fiaina ankehitriny kosa dia ketrika no dika mety kokoa mifanandrify aminy. Soa raha miara-miketrika isika fa fampiroboroboana ny tenin-drazantsika ho fampianarana ho an'ny taranaka!

Andao hiara-miketrika

[edit | edit source]

Tsy mitsanga-menatra ny Malagasy rehefa mahavita zavatra, indrindra fa lovain-jafy izany. Koa raha mbola misy minitra azo asisika handrafetana ny tranonkala dia andao hifarimbona fa fanasoavanao anao sy ny taranakao ihany izany.

Andalam-panamboarana...