Wn/mg/Fandraisana/Filazàna/2009/03

From Wikimedia Incubator
< Wn‎ | mg‎ | Fandraisana‎ | Filazàna

7 Martsa : Voatsipy soa aman-tsara ny masolavitra Kepler, mijery ny planety mitovitovy amin'ny Tany no tarigetrany any.

4 Martsa : Misy olona roa ny maty any Ambositra, any Madagasikara, lasa eo amin'ny olona zato eo no isa ny maty hatramin'ny fanombohan'ny krizy politika malagasy.

2 Martsa : Maty i João Bernardo Vieir, filoha ny Gine-Bisao,