Jump to content

Incubator:Main Page/mg

From Wikimedia Incubator
This page is a translated version of the page Incubator:Main Page and the translation is 48% complete.
Outdated translations are marked like this.
You can read this page in other languages. The language menu is here.
Orina Mpanasoa Wikimedia
Orina Mpanasoa Wikimedia

Tongasoa eto amin'ny Ketrika Wikimedia!

Ity no Ketrika Wikimedia, ahafahana mandamina, manoratra, mitsapa ary manaporofo fa mendrika ampiantranoin'ny Wikimedia Foundation ireo tetikasa Wikimedia amin'ny fiteny vaovao ny Wikipedia, Wikibooks, Wikinews, Wikiquote, Wiktionary ary ny Wikivoyage .

Na dia tsy manana sehatra wiki manokana aza ny wiki andrana ato amin'ny Ketrika Wikimedia, dia azo vakiana sy ahitsy toy ny tetikasa Wikimedia hafa izy ireo.

Tokony hakany amin'ny Beta Wikiversity ny endriky ny fiteny vaovao an'ny Wikiversity, ary mankany amin'ny Multilingual Wikisource ireo ao amin'ny Wikisource.

Tsy afa-manomboka tetikasa iray vaovao tanteraka ianao. Ny manomboka fiteny vaovao amin'ny tetikasa efa misy ihany no azonao atomboka. Raha te-hanomboka tetikasa iray vaovao ianao dia mandehana ao amin'ny meta:proposals for new projects, na mijery Wikispore raha te-hanomboka andrana ianao.

Ahoana no hanombohana wiki andrana vaovao

Raha tonga eto hanomboka teny vaovao amin'ny tetikasa iray ianao, dia afa-mahita ny torohay rehetra ao amin'ny Avotra:An-tanana. Iangaviana mba hamantatra ny fitsipika ao an-toerana.

Ireo fitsipika manandanja sasantsasany:

  • Mila manana kaodin-teny manankery (voazava ao amin'ny an-tanana) ianao. Raha tsy manana, afa-mangataka, na mampiasa ny wiki tsy an'ny Wikimedia Incubator Plus 2.0.
  • Ny fanombohana fitsapana wiki eto tsy midika fa ho eken'ny Wikimedia avy hatrany izy io; ilainao io voalohany ho ankatoavin'ny Komitim-piteny. Jereo Fangatahina ho amin'ny fiteny vaovao hahazoana torohay bebe kokoa.
  • Miangavy mba hohajaina ny dinan'ny fanomezana anarana hanaovana fitsapam-piteny, hahamora kokoa ny fifindram-pejy mankany amin'ny tetikasa wiki iray efa matotra. Mila omena anarana tokana (amin'ny fampiasana tovona) sady tsi-miovaova ny pejy andrana rehetra (hatramin'ny fango sy ny sokajy).

Ahoana ny handraisana anjara amin'ny wiki andrana ato amin'ny Ketrika

Raha manana fahalalàna amin'ny fiteny ampiasaina anaovana wiki andrana eto ianao, dia ampirisihina mafy handray anjara amin'io wiki andrana io.

Iangaviana mba omena ny tovona marina ny pejy rehetra natsanganao. Torohay bebe kokoa momba ny tovona.

2026

2025

Ifandraisana/Avoty:

Mampihodina tetikasa fiteny maro sy votoaty-malalaka hafa maro ny Wikimedia Foundation:

WikipediaWikipedia
Raki-pahalalàna malalaka
WiktionaryWikibolana
Rakibolana sy rakipahalalàna
WikisourceWikisource
Famakiam-boky maimaim-poana
WikiquoteWikitsonga
Ango-tsonga
WikibooksWikiboky
Boky fianarana maimaim-poana
WikiversityWikiversity
Free learning materials and activities
WikivoyageWikivoyage
The free online travel guide
WikispeciesWikispecies
Directory of species
WikidataWikidata
The free knowledge base
Wikimedia CommonsWikimedia Commons
Shared media repository
Meta-WikiMeta-Wiki
Wikimedia project coordination
MediaWikiMediaWiki
Wiki software development
WikifunctionsWikifunctions
Library of functions